Entrée savika
Partie du discours nom
Définition malgache Fitolomana hanjera..,; fanaovana an-keriny hamotraka na handavo: Voararan' ny fanekem-pokonolona taloha ny savika omby
¶ Fihamboana ho manana zo tsy ananana. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2017/04/03