Entrée misesika (sesika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Misy sesika: Misesika horompotsy io kidoro io ka asa raha ho tianao
Feno: Misesika ny entana ny efitrano ka tsy misy hidirana intsony
Mirohotra miditra na mitsofoka an-keriny: Nisesika niditra tao an-trano fianarana ny ankizy
Mihinana be ambosika, na terena hihinana toy ny vorona afahy: Loza raha hisesika katsaka io ganagana io [1.1]
Explications en anglais To enter by force [1.7]
Explications en français Entrer par la force [1.8]
Exemples Kidoro jiafotsy misesika mololo no fandriana niraisany ary bodofotsy iray efa misy tampitampina no nirakofany. [2.472]
Morphologie 
Présent : misesika
Passé : nisesika
Futur : hisesika
Impératif : miseseha

Entrée misesika
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Sihanaka] Manerana [1.78]

Mis à jour le 2023/01/20