| Entrée | 1 misokatra |
| Radical | 2 sokatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 mivoha [Taisaka]
[1.78] 5 Afa-tsarona: Misokatra ny vata Mitanatana; mivelatra: Aza misoka-bava rehefa matory. / Misokatra ny boky Mivoha, mivoha voalohany: Tsy mbola nisokatra ny trano. / Mangazay vao nisokatra ity Azo (atao, aleha, iasana, anjonoana...): Misokatra izao ny lalana mianatsimo. / Misokatra ny fanjonoana any Manjakatompo Mihataka ny vavany, ny sisiny: Misokatra ny vavafery Heno mafy ary mazava: Efa nisokatra izany ny feonao farina teo iny [1.1] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 10 4 combinaisons de ce mot |
| Anagrammes | 11 kamositra, 12 mirotsaka, 13 misatroka, 14 misokatra, 15 mitsoraka |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|