|
|
|
|

Entrée1 misoroka
Radical  2soroka
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Manala tany na ahitra amin' ny angady izay asosa hisafosafo ny tany: Antsoy Ikoto hisoroka ny tokotanintsika
Midify, miala amin' ny...: Mahay misoroka ny.totohondrin' ny ankilany izy saingy tsy mahay mamely [1.1]
Explications en anglais  5 to clear off (the ground); to dodge, to elude [1.7]
Explications en français  6 nettoyer avec une bêche; s'esquiver de, esquiver [1.8]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :
Proverbes  11 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  12 kiro-maso, 13 Masikoro, 14 misoroka

Mis à jour le 2025/11/02