| Entrée | 1 mitakoko |
| Radical | 2 takoko |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mipetraka tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Mitakoko eo amorom-patana foana i Dadabe Mipetraka, manjonitra na toa manjoretra rera-po, ketraka, kivy: Nitakoko izy noho ny fahoriana nanjo azy [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to sit disconsolately with folded arms and in a stooping posture. [1.2] 6 to squat; to sit disconsolately [1.7] |
| Explications en français |
7 s'accroupir; avoir une posture attristée [1.8] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 12 mijakoko, manjoretra, mijakoretra, manjonitra, manjokaiky, mandoroka, mangetoka, mamokaiky, mivokaiky, mitokiky, mijamoka |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 14 mikotoka, 15 mitakoko |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|