Entrée mitambaby (tambaby (baby))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamikitra, mifikitra eo an-damosina, eo ambony: Jereo ange ireto voaloboka mitambaby amin' ity rantsana ity
¶ Manahirana, mahavaky tratra, mianjera (amy): Mitambaby aminy daholo ireo zaza fito navelan' ny maty
¶ Mahavoa, mianjera (amy): Mitambaby aminao ny fiampangana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to lean on a block of wood, to lie on a wall. [Richardson 1885]
Morphologie 
mitambaby
nitambaby
hitambaby
Exemples Fahosana sy fahanterana sahady no mitambaby aminy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 53]

2012/09/22