Entrée mitandahatra (tandahatra (lahatra))
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Nilahatra lava mitandavana: Arý misy [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to line up, to stand in line [Hallanger 1973]
Traduction française   s'aligner, se mettre en queue [Hallanger 1974]
Exemples   Feno an-dRavokatra mivady ny tsena, ka tapitra notetezina avokoa na ny magazay mitandahatra, na ny "pavillon" mpivaro-damba sy firavaka, na ny mpandafo mialokaloka amin' ny elobeny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 103]
Morphologie  
mitandahatra
nitandahatra
hitandahatra
mitandahara

Mis à jour le 2012/09/23