Entrée mitandavana (tandavana (lava))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Enti-milaza zavatra milahatra manaraka ny lavany, manao tohy lava: Nitandavana hatreny an-tsena ka hatreny an-tsekoly ny mpianatra. / Irỳ tendrombohitra tomandavana -- Soa malomaloka mavamavana... " (Ny Avana) [1.1]
Morphologie 
Présent : mitandavana
Passé : nitandavana
Futur : hitandavana
Synonymes tomandavana

Mis à jour le 2023/01/20