| Entrée | 1 mitapatapaka ahitra |
| Mots élémentaires | 2 mitapatapaka, 3 ahitra |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 miara-midinidinika momba ny zavatra iray [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to discuss something [1.7] |
| Explications en français |
7 discuter, examiner en détail [1.8] |
| Exemples |
8 ka dia miondrika hila hevitra amin' izy rehetra, hiara-kitapatapaka ahitra sy hitoritory ravina.
[2.298]
9 Tonga eo amin' ny kihon-dàlan' ny fiainako aho, ka ataoko fa hanan-tsiny amin' ise raha tsy midinidinika sy mitapatapaka ahitra. [2.5] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|