Entrée mitebiteby (tebiteby)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manahy sady matahotra no mitaitay, mihavatravatra: Voalaza fa manatona ny rivodoza: nitebiteby daholo ny iray tanàna
¶ Be ahiahy, very hevitra: Tsy tokony hitebiteby ianao raha tsy nanao ratsy tsinona [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to be apprehensive, to tremble with foreboding [Hallanger 1973]
Traduction française   se troubler, trembler d'inquiétude [Hallanger 1974]
Morphologie  
mitebiteby
nitebiteby
hitebiteby
mitebitebe

Mis à jour le 2012/09/23