Entrée mitehina (tehina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitondra tehina: Taloha noheoerina ho fihaingoana fatratra ny mitehina
¶ Miankina: Mitehena amiko ianao raha mbola tsy afaka mandeha tsara
¶ Manosika lakana amin' ny tehin-dakana. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to walk with a cane, to lean on something or someone when walking [Hallanger 1973]
Définition française s'appuyer sur une canne en marchant, s'appuyer contre quelqu'un [Hallanger 1974]
Morphologie 
mitehina
nitehina
hitehina
mitehena
Mots composés, titres, noms 
Exemples Namaky ny arabe izy nitehina tamin' izy miaotra teo an-kavia sy an-kavanany avy. [Andraina: Mitaraina, page 235]

2012/09/24