Entrée mitohatra (tohatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Enti-milaza ny nonom-biby izay efa mibontsina, na ny biby -- indrindra ny ombivavy -- manana anaka, na ny voam-bary efa manomboka ho feno. (Raha manana anaka, ny olombelona atao hoe: bevohoka; ny omby mitohatra ary ny saka mamosavy) [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitohatra
nitohatra
hitohatra
Citations 

Mis à jour le 2013/05/22