| Entrée | 1 mitohoka |
| Radical | 2 tohoka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Voatohan' ny fefy ka mihandrona, be rano: Efa mitohoka ny rano amin' ny tanimbarinao ~ Nitohoka ny fiarakodia teo Analakely ka saika tsy tafavoaka izahay Miavovona betsaka: Kitay re izao mitohoka ao am-patana izao! [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be placed with the end against something; to be stopped at a barrier [1.7] |
| Explications en français |
6 être placé avec le bout contre quelque chose; être arrêté par une barrière [1.8] |
| Exemples |
7 Nony inona, avy dia nitohoka ny kaopy teny an-tanany ka may ihany koa.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|