Entrée mitola (tola)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Tofoka
¶ Miraika kely, mirona, mihilana [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mitola
nitola
hitola

Entrée mitola
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Taisaka] mianjera (hazo, trano) [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] mianjera, milatsaka: Atofay tsara ñy jaja tsy ihira eo fa mitola añe io akondro io (tandremo ny ankizy tsy hilalao eo fa milatsaka any io akondro io) [Rakotosaona 1972]

2010/05/06