Entrée tola
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Taisaka] fianjerana [Rakotosaona 1972]
   Tofoka, tohina, leony: Tolan-kazandrano aho izany
¶ Lefy, folaka sy mihamalemy: Ela nilibana ireny ka efa tola izao
¶ Miraika, mirona, mitongilana
¶ Enti-milaza ny vilany mianjera avy eo ambony toko [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée tola
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] valamparihy [Rakotosaona 1972]
   valam-parihy [SLP: Voambolana]
Définition française   diguette [SLP: Voambolana]

Entrée tola
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tambahoaka] mandry, mivaingana [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] mianjera, midaraboka [Rakotosaona 1972]

Entrée tola
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   efa antitra, efa tonta [SLP: Voambolana]
Définition française   vieilli, suranné [SLP: Voambolana]

Entrée tola
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Betsileo] Enti-milaza tandrok' omby mifanohitra fitsiry ka miolaka amin' ny an-daniny avy [Rajemisa 1985]
Analogie   Formes des cornes des boeufs

Entrée tola
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tsimihety] Omby manana trafo lava sy mirondrona [Rajemisa 1985]

Entrée Tola
Partie du discours   nom propre (biblique) [liste]
Définition anglaise   Tola [Baiboly]
Définition française   Tola [Baiboly]
Vocabulaire  
Citations  

Mis à jour le 2015/09/07