| Entrée (1/3) | 1 mitomboka | 
| Radical | 2 tomboka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Misy kase, misy marika natao tamin' ny vy mahamay matetika: Valopy tsy mitomboka ity. / Mitomboka ny tarehiny Isaina, heverina ho toy ny izy ihany: Mitomboka ihany ny andronao raha marary ianao [1.1] | 
| Explications en français | 5   sceller, apposer un cachet [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (2/3) | 10 mitomboka | 
| Radical | 11 tomboka | 
| Partie du discours | 12 verbe actif | 
| Explications en malgache | 13   Mamaky bainga amin' ny angady [1.1] | 
| Explications en anglais | 14   to stab; to pierce [1.7] | 
| Explications en français | 15   donner un coup de bêche ou de lance [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (3/3) | 20 mitomboka | 
| Radical | 21 tomboka | 
| Partie du discours | 22 verbe actif | 
| Explications en malgache | 23   Miandoha: Mitomboka rahampitso ny vakansy (ny fiteny matetika anefa amin' io hevitra io dia ny hoe: miantomboka, na manomboka) [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 27 matomboky, 28 mitomboka | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |