Entrée mitomoetra (tomoetra (toetra))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitoetra, mipetraka, mijanona: Mitomoera andro vitsivitsy atỳ aminay [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to dwell; to rest; to sit [Hallanger 1973]
Définition française habiter, rester [Hallanger 1974]
Morphologie 
mitomoetra
nitomoetra
hitomoetra
mitomoera
Synonymes mitoetra
Exemples Nanatona an-drainy mitomoetra ambony tsihy izy nony inona. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 171]
Citations 

2013/05/23