Entrée | mitonantonana (tonantonana) | ||||||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||||||
Définition malgache | Mivezivezy foana tsy misy antony, tonga fotsiny tsy misy zavatra hatao: Ity izaho nitonantonana tany, nefa ry zalahy taty nigalabina aoka izany! [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot mitonantonana | ||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |