Entrée |
mitono aina
(tono, aina)
|
Partie du discours | locution
|
Définition malgache | minia manao an-kasahiana ny zavatra mety hahafaty; tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [Richardson 1885]
|
| to risk one's life [Hallanger 1973]
|
Traduction française | risquer sa vie [Hallanger 1974]
|
Synonymes | ~ |
Exemples | Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [Rajohanesa: Kintana]
|
|