| Entrée | 1 mitroatra |
| Radical | 2 troatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Miala tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana: Nitroatra Rakoto raha vao nahare ilay feo niantso azy Taitra tampoka ka mandrifatra: Nitroatra Ikalamena ka tsy tana [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to jump about; to be carried away by anger [1.7] |
| Explications en français |
6 sauter, bondir; se laisser emporter par la colère [1.8] |
| Exemples |
7 Notazonina ela loatra angamba ny fo, ka rahefa ela na raha tojo fandonana mafy noho ny isan' andro, tsy tana fa mitroatra.
[2.472]
|
| Morphologie |
|
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|