Entrée mitsakatsaka (tsakatsaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandeha miditriditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo na vazimba
¶ Mivezivezy amin' ny toerana tsy fantatra
¶ Miriorio etsy sy eroa [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitsakatsaka
nitsakatsaka
hitsakatsaka
mitsakatsakà

Entrée mitsakatsakà (tsakatsaka)
Partie du discours impératif du verbe actif mitsakatsaka [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31