Entrée mitsakotsako (tsakotsako (tsako))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Enti-milaza ny vanin-taolana izay toa torovandrovana sady manaintaina [Rajemisa 1985]
Traduction française gruger: Mitsakotsako siramamy (Gruger du sucre) [Malzac 1893]
Morphologie 
mitsakotsako
nitsakotsako
hitsakotsako
Synonymes manakotsako ~ mikepoka
Exemples Naka toerana tery ambody rindrina alokalofan-javamaniry izy miara-mitsakotsako mangahazo masaka nentin-dRavokatra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 106]

Mis à jour le 2020/07/31