Entrée mitsaoka (tsaoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miondrika no sady mananty tanana ho mari-panajana, raha miarahaba na manao veloma olona hajaina: Vao tonga izy dia nitsaoka ny ray sy ny reniny
¶ Maneho fanajana fatratra amin' ny fankatoavana ho Tompo Andriamanitra nahary tongotra aman-tanana: Raha vao tonga ireo Majy telo lahy, dia nitsaoka ilay Zazakely tao anaty tranon' omby [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitsaoka
nitsaoka
hitsaoka
mitsaoha
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31