Entrée tsaoka
Partie du discours nom
Définition malgache Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana
¶ Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée tsaoka
Partie du discours nom
Définition malgache Sombin-tany fotsy toy ny ravoravo voavoatra ho fanoratana amin' ny solaitrabe [Rajemisa 1985]
Définition française craie [SLP 1986]
Vocabulaire 
Origine Anglais: chalk.

2013/07/26