Entrée mitsaraingona (tsaraingona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misalovana namisosoka eo anoloan' olona: Mikisaha kely ianao fa aza mitsaraingona eo anoloan' io olona tokony ho raibenao io
¶ Mitsabaka amin' ny raharahan' olona
¶ Manapaka tenin' olona, mitsatsaingoka: Tsy menatra akory izy nitsaraingona, pietà ny mpampianatra azy mbola miteny [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitsaraingona
nitsaraingona
hitsaraingona
mitsaraingoà
Citations 

2010/05/14