Entrée mitsatsaingona (tsatsaingona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache miteny nefa mbola misy hafa miteny, manapaka tenin' olona mbola miteny: Notezeran-drainy Ikoto fa nitsatsaingona niteny raha mbola tsy vita akory ny teniny
¶ misalovana ny raharahan' ny hafa [Rajemisa 1985]
Définition française couper la parole à quelqu'un, l’interrompre
¶ s’occuper des affaires d'autrui [Abinal 1888]
Morphologie 
mitsatsaingona
nitsatsaingona
hitsatsaingona
mitsatsaingòna
Autres orthographes 

Entrée mitsatsaingòna (tsatsaingona)
Partie du discours impératif du verbe actif mitsatsaingona [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]
Autres orthographes 

2016/05/18