Entrée mitsika (tsika)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Enti-milaza rano mivoaka tsikelikely avy amin-javatra iray ka maninteraka io zavatra io: Avy nitsika tamin' ny vato ity rano eto amintsika ity
¶ Manamika: Ny anolanana ny lamba avy nosasana diamba hahazoan' ny rano mitsika tsara [Rajemisa 1985]
Morphologie  
mitsika
nitsika
hitsika
Mots composés, titres, noms  

Entrée mitsika (tsika)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tambahoaka] mifosa [Rakotosaona 1972]

2013/05/29