Entrée mitsimbina (tsimbina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mikarakara tsara, miahy: Mitsimbina ny raharahany tokoa iny lehilahy iny
¶ Manao izay tsy hahasimba na hahakely...: Mitsimbina tokoa ny voninahitrao anie aho matoa tsy niteny anao teo imasom-bahoaka!
¶ Manampy sy manasoa, miantra: Raha Rangahy iny aloha dia tena mitsimbina ny madinika mihitsy, fa tsy mba ohatra ny sasany be vava fotsiny [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitsimbina
nitsimbina
hitsimbina
mitsimbìna

Entrée mitsimbìna (tsimbina)
Partie du discours impératif du verbe actif mitsimbina [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31