|
|
|
|

Entrée1  mitsimoka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  tsimoka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1] Maniry tsimoka: Mitsimoka daholo ny hazo fa lohataona tokoa ny andro
Vaky vazana: Mitsimoka sahady ny tsaramaso namboleko herinandro
8  [1.13] mitsiry
Explications en français  9  [1.13] bourgeonner, germer
Exemples  10  [2.472] Rahefa vonto rano andro vitsivitsy ny akotry ka manomboka mitsimoka, izay vao aparitaka:
Vocabulaire  11  Botanique: (en général)
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot mitsimoka

Anagrammes  13  mamotsiky, mitsimoka

Mis à jour le 2025/07/29