| Entrée (1/2) | 1 mitsimpona | 
| Radical | 2 tsimpona | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Maka tsirairay: Mitsimpona ny voambary latsaka ny voromailala Mifantina ka maka tsirairay fa tsy manao fao-be: Mitsimpona izay mpianatra mahay mba halefa handranto fianarana any am-pita ny mpampianatra [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 9 mitsimpona atatra | 
| Entrée (2/2) | 10 mitsimpòna | 
| Radical | 11 tsimpona | 
| Partie du discours | 12 impératif du verbe actif mitsimpona [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 13   [1.1] | 
| Explications en français | 14   [1.3] | 
| Anagrammes | 15 mitsimpòna, mitsimpona | 
| Mis à jour le 2025/10/12 |   |