| Entrée (1/2) | 1 mitsingadina |
| Radical | 2tsingadina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4Mianjera, mivarina: Nitsingadina tany an-tevana ny ombin-dRakoto, ka maty.
5Mikodiadia: Aza avala hitsingadina eo amin' ny vovoka ireo ankizy ireo sao ho azon' ny sery. 6Resy, maty antoka: Nitsingadina mihitsy aho tamin' ny nivarotako ny tanimbariko. [1.1] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 11 mitsingadìna |
| Radical | 12tsingadina |
| Partie du discours | 13 impératif du verbe actif mitsingadina [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
[1.3] |
| Anagrammes | 14 mitsingadina, mitsingadìna |
| Mis à jour le 2025/11/06 |
|