| Entrée | 1 mitsipy | 
| Radical | 2 tsipy | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   (Tahaka ny manipy ihany, saingy ny famenony, zavatra miraikitra amin' ny tena ihany fa tsy mba zavatra ivelany). [1.1] | 
| Exemples | 5   mitsipy ny teny ka dia aty am-ponay izany.
[2.587#] 6 hoatra ny mijakojaiko fa tsy mba mikidodo, ary mailaka, somary miondrikondrika, dia mitsipy amin' izay ny tanana. [2.436#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 10 5 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 12 mipitsy, 13 mitsipy, 14 tsy mipy | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |