Index

Proverbes : mitsipy

Proverbe Manao azy ho akan' ny alina ka mitsipy sandry maizim-bolana. [Rinara 1974 #1986]
Manao azy ho akan’ ny dia, ka mitsipy sandry maizim-bolana. [Cousins 1871 #1529]
Manao ho akan' ny alina, ka misavily sandry maizim-bolana. [Houlder 1895 #50]
Traduction française Prétendre y avoir la nuit, puis aller danser dans les ténèbres (.... et se blesser). [Houlder 1895]

Proverbe Miditra an-tranon' olona, mitsipy sandry, fa nony idirana an-trano mitan-takolaka. [Rinara 1974]
Miditra an-tranon’ olona, mitsipy sandry; ka raha idiran’ olona an-tiano, mitan-takolaka. [Cousins 1871]
Tsy mety raha miditra an-tranon' olona mitsipy sandry, fa nony hidiran' olona an-trano mitàn-takolaka. [Rinara 1974 #4642]
Tsy mety raha miditra an-tranon' olona mitsipy sandry, ka nony hidiran' olona an-trano mitan-takolaka. [Veyrières 1913 #4070, Cousins 1871 #3459]
Traduction française Il ne sied pas d'agiter les bras en signe de joie quand on entre chez les autres, et de se tenir les joues en signe de tristesse quand on a des visiteurs. [Veyrières 1913 #4070]
Interprétation française Se disait des égoïstes, empressés à demander service mais paresseux à rendre eux-mêmes service. [Veyrières 1913 #4070]

Proverbe Mitsipy voavitsy. [Veyrières 1913 #3945]
Traduction française Lancer les mollets. [Veyrières 1913 #3945]
Interprétation française Flâner, rôder. [Veyrières 1913 #3945]

Index