|
|
|
|

Entrée1  mitsongo dia
Mots élémentaires  2 mitsongo, 3 dia
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 manaraka ny dia na izay alehan' ny mpangalatra na olon-dratsy amin' ny alalan' ny ody; manao ny raharahan' ny mpitsikilo; maka vovoka kely amin' ny tany nodiavin' olona iray ka manisy fanafody an' io [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12