|
|
|
|

Entrée1  mivadika
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  vadika
Explications en malgache  4  [1.1] Mampiseho ny ilany na ny lafiny tsy mbola niseho: Efa nivadika ve ireo lamba mihahy ireo
Mifandiso ka ny lafy ratsiny indray no miseho fa tsy ny lafy tsarany: Loza fa nivadika ny akanjonao teny an-dalana
Manova ny tehezana atao ambany mandry indray: Efa afa-mivadika ny marary
Miova ho ratsy tsy araka ny nampoizina: Nivadika ny anao taty aoriana ka izaho nanao soc azy indray no nofofoiny. / Nivadika tampoka teo lahy ny andro
Mitsipaka: Ny mivadika ny teny natao no anisan' ny ratsy indrindra
Mihohoka ka ny ambony no lasa ambany: Nivadika ny lakana ka saika maty daholo ny mpandeha
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Tous les mots composés  9  26 mots contenant mivadika
Analogues  10  mitsoa-pahana, miova fenitra, mitsoaka ny teny natao, mitsoaka orimbato, mivadibadika toa lela may, manao tsimbadiboanampotsy, manao tsimbadik' amponga, miroa lela, miodina, malady ofana, mangala-belirano
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot mivadika

Mis à jour le 2025/09/12