Entrée mivady (vady)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   milely [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
   Miray
¶ Miaraka na mivelona toy ny mpivady: Olona mivady ireny fa tsy mianadahy akory
¶ Enti-milaza olona iray sy ny vadiny: Lasa any an-tsena ry Rainikoto mivady
¶ Miara-droa, lomisy: Nividy kiraro telo mivady izy tamin' ny Krismasy
¶ Tsara miaraka: Mivady tsara lahy ny palitao sy pataloanao ireny [Rajemisa 1985]
Traduction française   Être mari et femme, par couple, par paire, avoir son complément, son pendant, son pareil, son semblable: Tonga Rainipatsa mivady (Rainipatsa est arrivé avec sa femme) ~ Venty sy kirobo no nividianako ireo bitro mivady ireo (Ce couple de lapins m'a coûté deux francs) ~ Tsy mivady tsara ireo kavina ireo (Ces pendants d'oreilles ne sont pas bien pareils) [Abinal 1888]
Traduction française   s'accoupler, se marier [SLP: Voambolana]
Morphologie  
mivady
nivady
hivady
mivadia
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2016/07/29