|
|
|
|

Entrée1  mivelona
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  velona
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mahazo izay mitana ny aina: Mivelona amin' ny zezika ny zavamaniry ary amin' ny sakafo ny zavamananaina
Mahazo tombony: Mivelona amin' ny ranomason' ny kamboty io olona tsy mifaditrovana io
Explications en anglais  9  [1.7] to live by something; to live in a certain condition
Explications en français  10  [1.8] gagner sa vie d'une certaine manière; vivre d'une certaine façon
Exemples  11  [2.471] Tsy manan-jo hivelona akory aza isika, saingy leferiny fotsiny".
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot mivelona

Anagrammes  13  iveloman, milevona, mivelona, niveloma, velomina, volameny

Mis à jour le 2025/07/29