Entrée | 1 mivembena |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 vembena |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
7 [1.1] Mirondrona, tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilangilana atsy mivezina aroa, ohatra ny olona mamo; miraika sy mitongilangilana miankavia miankavanana eny am-pandehanana: Jereo ange ity mamo mivembena eran' ny arabe Misalasala, miroahana: Tsy hitako be ihany izay hataoko, mivembena aho 8 [1.13] tsy mandeha mahitsy tsara fa mirondrona |
Explications en anglais |
9 [1.7] to reel, to stagger |
Explications en français |
10 [1.8] tituber 11 [1.13] se balancer; tituber |
Exemples |
12 [2.996] mivembena azon' ny toaka izy |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mivembena |
Anagrammes | 14 ivembenam, mivembena |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |