Entrée | mivikina (vikina) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mandingana misavoana avo dia mikasika ny tany indray, mitsipika, mitsambikina: Lasa tavitra mihitsy io zazalahy io rehefa mivikina ~ Ny sahona dia mahay mivikina aoka izany [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To leap, to jump [1.7] | ||||||||
Explications en français | Sauter [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | mivikìna (vikina) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif mivikina | ||||||||
Explications en malgache | [1.1] | ||||||||
Explications en français | [1.3] | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |