Entrée mivinitra (vinitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Tezitra: Nivinitra mafy tamin' ny zanany izy omaly
¶ (miaramila) Mijoro henjana manao tsy an-kihetsika [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mivinitra
nivinitra
hivinitra
mivinira

Mis à jour le 2020/07/31