|
|
|
|

Entrée1  mivonkin-kozatra
Mots élémentaires  2 mivonkina, 3 hozatra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 re mivonkina ny hozatra ka mibontana amin' ny faritra iray, ary dia tsy mihetsika mihitsy amin' izany fa mihizihizy fotsiny eo [1.1#446]
6 fikainkon' ny hozatra sasantsasany -- toy ny kibondranjo, ohatra -- izay maharary aoka izany [1.1#748]
Vocabulaire  7  Santé

Mis à jour le 2025/09/12