1 | Mizara firy izy io? [Rajemisa: Fiteny 4, page 59]
|
2 | Ny trondro anefa tsy ampy mizara akory. [FOFAFIPE: Tongavola, page 66]
|
3 | Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; [Rajemisa: Fiteny 4, page 59]
|
4 | Tsy ampy mizara ity hena ity (Cette viande ne suffit pas pour être partagée) [Abinal 1888]
|
5 | Mizara voankazo amin’ ny mpianatra izy (Il partage des fruits entre les élèves. Il distribue des fruits aux élèves) [Abinal 1888]
|
6 | Mizara telo ny tanimbarinay izao (Notre rizière est maintenant partagée en trois, nos rizières sont maintenant partagées entres trois, ont trois maîtres) [Abinal 1888]
|
|