Entrée mizatra (zatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao izay hahatonga ny tena ho zatra: Tokony hizatra hamaky teny ianao [Rajemisa 1985]
 mamola-tena amin'ny zavatra [SLP 1986]
Définition française s'habituer, s'accoutumer, s'entraîner, s'adapter [SLP 1986]
Morphologie 
mizatra
nizatra
hizatra
mizarà

2012/09/25