Entrée mizezika (zezika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miavosa, miavovona: Mizezika eo amin' ny varavarana ny fasika
¶ Mitangorona, mitangongo: Nizezika teo an-tokotany ny mpianatra ta handre ilay vaovao [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mizezika
nizezika
hizezika
mizezeha

Mis à jour le 2020/07/31