|
|
|
|

Entrée1 zezika
Partie du discours  2 nom ou adjectif
Explications en malgache  3 zavatra manomboka ho lo na namboarina ara-pomba simika afangaro amin' ny tany na alafika azy mba ho sakafon' ny zavamaniry ambolena na hahatsara ny tany
famelezana amim-bono, fikapohana mafy
be dia be, izaitratra [1.1]
4 zaka ampiasaina hahalonaka ny tany [1.13]
Explications en anglais  5 manure, fertilizer [1.7]
Explications en français  6 engrais [1.3.fr#872, 1.8, 1.13]
7 fumier [1.3#872, 1.8]
8 nombreux [1.3#872]
Exemples  9 Asiana zezika ny tany mba ho lonaka. [2.117]
10 Ataovy be zezika ireto zana-boankazo ireto [1.1]
11 Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e. [2.470]
12 zezika no sakaiza, fangady no fati-dra, sobiky no namana; [2.69]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  37 Economie: agriculture
Tous les mots composés  384 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/02