Entrée mizihitra (zihitra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mibontsina, midibadiba, mizihizihy: Mizihitra ny kibony
¶ Tezitra: Nizihitra tamiko izy
¶ Mihenahena tsy miteny: Nizihitra fotsiny izy nony nanontaniana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mizihitra
nizihitra
hizihitra
mizihira

2010/05/14