| Entrée | 1 môderina |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 araka ny toetr'andro [1.13] |
| Explications en français |
4 moderne [1.13] |
| Exemples |
5 Lafo vidy ny kilalao moderina;
[2.445#]
6 Misy fanafody moderina vitsivitsy izay manan-danja tokoa ary afaka mamonjy aina. [2.424#] |
| Tous les mots composés | 7 vanim-potoana môderina |
| Anagrammes | 8 Dorimena, 9 miredòna, miredona, 10 môderina |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|