Entrée modia nofo modia sandry (ody, nofo, sandry)
Partie du discours locution
Définition malgache firariana ataon' ny tompon-trano amin' ny sakafo arosony ho an' ny vahiny, ka ny heviny dia hoe "enga anie ka hahasoa sy hahatsara anao iny sakafo vao naroso iny" [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31