Entrée monja
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Ihany, saingy tsy fiteny afa-tsy raha misy filazana isan-javatra na isan' olona: Mpianatra telo monja no tonga androany (fa tsy fiteny ny hoe "Ikoto monja no tonga") ~ Trondro dimy monja no azoko nandritra ny andro [Rajemisa 1985]
Définition anglaise only, just [Hallanger 1973]
Définition française seulement, tout juste [Hallanger 1974]

2012/09/26