Entrée morana (orana)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Bezanozano, Tanala] avy orana, manorana: Hajakajak'amin'andro moraña, herisandry very fahatane (Very maina toy ny mihazakazaka amin'ny andro morana) [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] manorana [Rakotosaona 1972]
   Misy orana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   rainy [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Définition française   pluvieux [Hallanger 1974]
Synonymes   mañoraña
Analogie   morandava

2011/11/22